Entry (1/3) | 1 antoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fiantsoana ho tsaraina [Taimoro]
[1.78] 4 Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato 5 Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina 6 Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ 7 Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1] |
Explanations in English |
8 pledge [1.2, 1.7] 9 surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [1.2] 10 a guarantee; insurance [1.7] |
Explanations in French |
11 assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3] 12 caution, garantie [1.8, 1.13] 13 assurance [1.8] 14 sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13] |
Examples |
15 Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word antoka |
Article |
24 Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 25 antoka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in English |
27 a nod of assent. [1.2] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 31 antoka |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 tsatokazo [Tambahoaka]
[1.78] |
Explanations in English |
34 same as antoko, a trivet. See toko. [Provincial]
[1.2] |
Anagrams | 35 antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka |
Updated on 2024/08/15 |