|
|
|
|

Entry1  andraikitra
Root  2  raikitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
5  adidy [1.1]
6  izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13]
Explanations in English  7  something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
8  responsibility; a charge; [1.7]
Explanations in French  9  responsabilité, charge [1.8, 1.13]
10  rôle [1.13]
Examples  11  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
12  Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472]
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word andraikitra

Updated on 2023/06/08