Entry (1/2) | 1 miantoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany |
Explanations in English |
4 [1.2] to be surety for. 5 [1.7] to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for |
Explanations in French |
6 [1.8] garantir; se charger des frais de; assurer |
Examples |
7 [2.472] Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany. 8 [2.471] Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. |
Root | 9 antoka |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miantoka |
Entry (2/2) | 15 miantoka |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in English |
17 [1.2] to nod assent. |
Root | 18 antoka |
Morphology |
|
Anagrams | 23 ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatona, mikatòna, mikotàna, mikotana, mitakona, mitakòna, mitokana, mitokàna, mitonàka, mitonaka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |