|
|
|
|

Entry1  antony (antoka)
Part of speech  2  noun antoka and pronoun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako) 5  Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
Explanations in English  6  cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2]7  a cause; the object in view [1.7]
Explanations in French  8  cause, motif [1.8, 1.13]9  raison; la fin en vue [1.8]10  mobile [1.13]
Examples  11  Tsy hitako ny antony. [2.270#]
12  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#]
13  Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#]
Compound words 

Anagrams  17  antony, ontany

Updated on 2023/08/17