|
|
|
|

Entry1  ampandriana
Root  2  andry
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#41]
Examples  5  ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445]
6  Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472]
7  avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470]
8  Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/20