|
|
|
|

Entry1  fandriana (andry)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: household items
Explanations in Malagasy  4  Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explanations in English  5  a bed, bedding. [1.2]6  a bed [1.7]
Explanations in French  7  lit [1.8]
Examples  8  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
9  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  farafara
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word fandriana
Article  18  Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19  fandirana, fandriana, fiandrana

Updated on 2023/05/23