Entry | 1 isan' andro |
Elementary words | 2 isa, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 isaky ny misy andro mipoaka [1.1] |
Examples |
5 Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59#] 6 Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445#] |
Synonyms | 7 isan' andro mihiratra, isan' andro vaky |
Compound words |
|
Anagrams | 9 isan' andro, sondriana |
Updated on 2023/04/22 |