Entry | 1 saraka andro |
Elementary words | 2 saraka, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1] |
Updated on 2023/09/10 |