Entry | 1 mialina andro |
Elementary words | 2 mialina, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka [1.1] |
Examples |
5 Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. [2.643#] |
Updated on 2023/06/13 |