|
|
|
|

Entry (1/2)1  lamba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo
Explanations in English  4  [1.2] the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba]
5  [1.7] woven cloth; clothing
Explanations in French  6  [1.8] tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules
7  [1.13] tissu
Vocabulary  8  Economy: clothing
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Toponyms 
Titles  104  Lamba (Rabemananjara Jacques)
Proverbs  105  Proverbs containing the word lamba

Entry (2/2)106  Lamba    
Part of speech  107  name (book title) [Full list]
Vocabulary  108  Literature
Elementary words  109  lamba
Author  110  Rabemananjara Jacques

Anagrams  111  balam, lamba

Updated on 2025/03/30