Entry | 1 ravindamba |
Elementary words | 2 ravina, lamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita [1.1] |
Explanations in English |
5 piece goods [1.7] |
Explanations in French |
6 pièce de tissus [1.8] |
Examples |
7 Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. [2.332#] 8 Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503#] |
Updated on 2023/07/13 |