Entry | 1 mavo lamba |
Elementary words | 2 mavo, lamba |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ireo olona tsy mba mihaingo ka heverina ho mahantra, na dia tsy izany loatra aza [1.1] |
Examples |
5 mavolamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon-kó liana. [2.69#] |
Updated on 2023/06/12 |