Index |
|
|
|
Proverbs : votsa
|
|
|
Proverb 1 | Hoatry ny taizan-drenibe : voky hanina, fa tsy mitombo saina. [2.415 #971]
Hoatry ny zaza taizan-drenibe : voky hanina, fa tsy mitombo saina. [2.415 #971]
Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558 #5102]
|
French translation | Enfant élevé par sa grand-mère : il est bien repu, mais il ne grandit pas en sagesse. [2.415 #971]
|
French interpretation | Se disait des enfants auxquels on laissait de la fortune mais qu' on avait mal élevés. [2.415 #971]
|
|
|
Proverb 2 | Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558 #1885]
|
|
|
Index |
|
|