Entry (1/4) | 1 hanina |
Root | 2 hana |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2] 6 to be eaten; cf. hìnana; [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on mange [1.3, 1.8] |
Examples |
8 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3] 9 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3] 10 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48] 11 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word hanina |
Entry (2/4) | 18 hanina |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary 21 lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1] |
Explanations in English |
22 food, victuals, viands, nourishment [1.2] 23 food, nourishment [1.7] |
Explanations in French |
24 nourriture, vivres [1.3, 1.8] 25 aliments [1.3] |
Examples |
26 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3] 27 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3] |
Analogs | 28 sakafo, nahandro, fahana, kabaka, tsakotsako, tsakitsaky, fihinanam-be, fanasana, filerana, fibobohana, vatsy, odilolo, odiam-bavafo, vonjy fo, fo tsy aritra, sakafo ambany foitra, sakafo maivana, sakafo sikina, sakafom-borondolo, sakafon-tsorohitra, angaredona, tsindrin-tsakafo, halemana, fialemana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word hanina |
Article |
47 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 48 hanina |
Part of speech | 49 noun |
Explanations in Malagasy |
50 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1] |
Explanations in English |
51 longing, eager desire, affection; regret. [1.2] 52 longing, regret [1.7] |
Explanations in French |
53 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3] 54 regret causé par l'éloignement [1.8] |
Vocabulary |
55 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 59 Proverbs containing the word hanina |
Entry (4/4) | 60 hañina |
Part of speech | 61 noun |
Explanations in Malagasy |
62 rivotra [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary |
63 Meteorology |
Anagrams | 64 hanina, hañina, hinana, hanina, hañina, hinana |
Updated on 2023/05/20 |