Entry | 1 mitombo |
Root | 2 tombo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mihalehibe; mihamaro [Taisaka]
[1.78] 5 Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy 6 Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina 7 Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io 8 Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao 9 Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1] |
Explanations in English |
10 to increase; to grow [1.7] |
Explanations in French |
11 croître [1.8, 1.13] 12 augmenter [1.8] 13 pousser, grandir, se développer [1.13] |
Examples |
14 mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra21 manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dRamitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mitombo |
Updated on 2023/10/20 |