Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : anariana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Longo iray no azo ka hanariana lamba fahatelo. [2.558 #120]
Longo iray no azony, ka nanariany lamba fahatelo. [2.165 #1675, 2.415 #3019] | ||||||||||||||||||||
French translation | Pour avoir un ami (ou un amant, une amante), il a dû donner trois longueurs de toile (cinq mètres environ). [2.165 #1675]
Pour avoir une maîtresse, il a dû donner trois longueurs de toile de lamba. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se ruiner pour une femme. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mahita loza aho, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [2.415 #1571, 2.653]
Mahita loza, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no anarian' ny olona ahy! [2.165 #2203] Mahita loza ry Ikaky sy Ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [2.558 #1886] | ||||||||||||||||||||
French translation | Je suis dans la détresse, ô mon père et ma mère, dit la balle (du grain), car ce n' est qu' à cause de ma maigreur qu' on me rejette (au lieu d' avoir pitié de moi)! [2.165]
Le malheur m' accable, ô mon père et ma mère, dit le grain de riz coulé, car si les hommes m' ont rejeté, c' est à cause de ma maigreur. [2.415 #1571] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Plaintes de jeune personne qui ne trouve pas à se marier. [2.415 #1571] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Ro very tsy anariana ny isiny. [1.147 #R50] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||