Entry |
Ikaky
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Explanations in Malagasy | Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1]
|
Explanations in English | A familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2]
|
| Father (a respectful term) cf. dada,
ray
[1.7]
|
Explanations in French | Mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3]
|
| Père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8]
|
Examples |
1 | Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' Ikaky.
[2.528]
|
2 | Handrava ny hevitra efa tapak' Ikaky sy Ineny!
[2.285]
|
3 | ilay zavatray iny r' Ikaky, nalain' ny mpanjaka.
[2.606]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Proverbs |
|