|
|
|
|

Entry (1/4)1  vatolahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  tsangambato [1.78]
4  Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1]
5  Tsangambato naorina ho fahatsiarovana [1.13]
Explanations in French  6  Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative [1.3#817]
7  Stèle, pierre levée [1.13]
Examples  8  Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [2.270]
9  Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499]
Synonyms  10  vato mitsangana, tsangambato
Elementary words  11  vato, lahy
Titles 
Illustrations 
13 

Entry (2/4)14  vatolahy
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Geology
Explanations in French  17  Lave solidifiée en colonne prismatique [1.13]
Illustrations 
18 

Entry (3/4)19  Vatolahy
Part of speech  20  name (toponym)
Vocabulary  21  Geography: towns
Elementary words  22  vato, lahy
Tables and plates  23  Full list

Entry (4/4)24  Vatolahy
Part of speech  25  name (book title)
Vocabulary  26  Literature: books
Elementary words  27  vatolahy
Author  28  Rabetsimandranto Fidelis-Justin

Anagrams  29  tavolahy, vatolahy

Updated on 2024/08/26