Entry (1/2) | 1 tsipy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 fafy, famafasana [Antambahoaka+Bara] [1.78] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 5 tsipy |
Part of speech | 6 noun |
Vocabulary |
7 Botany |
Explanations in Malagasy | 8 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1] |
Explanations in English | 9 a throwing [1.2] |
Explanations in French | 10 jet; projeté, projection, projetante [1.13]11 action de jeter, de lancer [1.196] |
Examples |
12 Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292] 13 tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270] |
Derivatives |
|
Other spellings | 19 tipy |
Compound words |
|
Anagrams | 24 pitsy, tsipy |
Updated on 2023/12/07 |