|
|
|
|

Entry1  fanipazana
Root  2  tsipy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitorahana: Fanipazana fonjam-by
5  Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako [1.1]
Explanations in French  6  projection [1.13]
Vocabulary  7  Mathematics: geometry
Synonyms  8  fanipy

Anagrams  9  fanapizana, fanipazana

Updated on 2023/01/20