|
|
|
|

Entry1  tsipilavaka
Elementary words  2  tsipy, lavaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Examples  5  Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332#]
Vocabulary  6  Game
Synonyms  7  antsipilavaka

Updated on 2023/06/12