|
|
|
|

Entry (1/2)1  manipy (tsipy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! 4  Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
Explanations in French  5  lancer [1.13]
Examples  6  Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587#]
7  Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#]
8  Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)14  manipy (tsipy)
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  mamafy (voa ) [Antambahoaka+Bara] [1.78]

Anagrams  17  ampiny, manipy, mipany

Updated on 2023/06/12