|
|
|
|

Entry (1/2)1  sitraka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1]
Examples  5  sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298]
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word sitraka

Entry (2/2)8  sitraka
Part of speech  9  participle
Explanations in Malagasy  10  Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? 11  Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy 12  Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1]
Explanations in English  13  pleasing; thanks [1.7]
Explanations in French  14  agréable, agréé, dont on remercie [1.8]
Examples  15  Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :
Analogs  24  mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana
Compound words 

Anagrams  27  kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka

Updated on 2023/06/15