Entry | 1 sitrapo |
Elementary words | 2 sitraka, fo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1] |
Explanations in English |
5 the will; one's own desires [1.7] |
Explanations in French |
6 la volonté; les désirs [1.8] |
Examples |
7 Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#] 8 Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Analogs | 10 finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word sitrapo |
Updated on 2024/08/13 |