|
|
|
|

Entry1  fankasitrahana
Root  2  sitraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
5  Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny
6  Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1]
Explanations in English  7  thankfulness; a reward [1.7]
Explanations in French  8  approbation ; remerciement, gratitude [1.8]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word fankasitrahana

Updated on 2023/09/08