|
|
|
|

Entry (1/3)1  saha
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  tany lemaka [Bara] [1.78]5  lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78]6  lohasaha 7  tanimboly [Tanala] [1.78]8  Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) 9  Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha 10  Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: 11  Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay 12  Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
Explanations in English  13  the country, out of town; an orchard [1.2#536]14  valley; a field, a garden; the country [1.7]
Explanations in French  15  vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
Examples  16  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Morphology 
17  Simple :
18  Prefixed :
Derivatives 
19  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word saha

Entry (2/3)32  saha
Part of speech  33  noun
Vocabulary  34  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  35  renirano [Taisaka] [1.78]
Explanations in English  36  used for renirano [Provincial] [1.2#536]

Entry (3/3)37  saha
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  ozona, ompa [1.1]
Explanations in French  40  insulte [1.3#557]

Anagrams  41  hasa, saha

Updated on 2023/06/12