Entry | 1 ozona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] |
Explanations in English |
4 a curse [1.7] |
Explanations in French |
5 malédiction, imprécation [1.8] |
Examples |
6 Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [2.471] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 Ompa, sahato, sariko, tsitsika |
Updated on 2023/10/20 |