Entry | 1 riana |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] |
Explanations in English | 5 rapids, a waterfall [1.7] |
Explanations in French | 6 rapide, cascade [1.8] |
Examples |
7 Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245] 8 Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69] 9 Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word riana |
Illustrations |
|
Anagrams | 28 anira, arina, iràna, raina, riana |
Updated on 2024/09/03 |