|
|
|
|

Entry (1/2)1  miliba (liba)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto [1.1]
4  Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Analogs  9  Manaram-po, manaram-batana, migodana, migalabina, mianjady, manao ny danin' ny kibo, miala liana, manampatra, mihary zaka, mihenjy, mikarenjy, be haitraitra, be siasia, akanga, angatra, angelingely, tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, manjehy ny andro ho lava, tsy mitsapa ny ho farany, tsy mijery ny lany, manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, manaram-po ohatra ny kary an' efitra, manampoka aina

Entry (2/2)10  milibà (liba)
Part of speech  11  imperative of active verb miliba
Tables and plates  12  All the active imperatives

Updated on 2023/01/20