Entry | 1 mianjady |
Root | 2 anjady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo 5 Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [1.1] |
Explanations in English |
6 to befall, to happen to someone [1.7] |
Explanations in French |
7 tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [1.8] |
Examples |
8 Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |