|
|
|
|

Entry1  mikarenjy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
Explanations in English  4  [1.7] to pasture at liberty; to run around at play
Explanations in French  5  [1.8] paĆ®tre en liberté; gambader selon son bon plaisir
Root  6  karenjy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja

Updated on 2024/12/11