|
|
|
|

Entry1  mihenjy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna
Root  4  henjy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11