|
|
|
|

Entry (1/2)1  midoboka (doboka)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano 5  Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao 6  Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
Explanations in English  7  to thump; to sound like a drum [1.7]
Explanations in French  8  donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
Examples  9  Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
10  Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
11  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
12  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Synonyms  16  midobodoboka
Analogs  17  mitepotepo, mitotototo, mitotovary

Entry (2/2)18  midoboka (doboka)
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]

Anagrams  21  mibodoka, midoboka

Updated on 2023/02/12