Entry (1/2) | 1 doboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka 4 Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1] |
Explanations in English |
5 a thumping sound, as of a drum [1.7] |
Explanations in French |
6 son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3] 7 son de battement, comme d'un tambour [1.8] |
Examples |
8 Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472] |
Vocabulary |
9 Sound |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 doboka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 24 doboka, kadobo |
Updated on 2023/02/07 |