|
|
|
|

Entry1  mitotototo (totototo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory 4  Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mitotototo

Updated on 2023/01/05