|
|
|
|

Entry1  henatra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona 5  Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena 6  Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny 7  Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [1.1]
Explanations in English  8  shame, disgrace [1.2, 1.7]9  shamefacedness, bashfulness [1.2]
Explanations in French  10  honte; humiliation [1.8]11  honte [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  12  Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka. [2.245#]
13  Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643#]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Adjectives :
17  unkLabel:5av: :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word henatra
Article  24  Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  25  henatra, hetrana

Updated on 2023/06/15