|
|
|
|

Entry1  henamaso
Elementary words  2  henatra, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
5  Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
Explanations in English  6  respect of persons, awe, respect. [1.2]
7  respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7]
Explanations in French  8  crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
Examples  9  Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Vocabulary  10  Emotions
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word henamaso

Anagrams  13  henamaso, manoseha

Updated on 2024/08/15