|
|
|
|

Entry1  menatra
Root  2  henatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
5  Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho [1.1]
Explanations in English  6  shamed; bashful [1.2, 1.7]
7  disgraced, sulky [1.2]
Explanations in French  8  avoir honte, être timide [1.3, 1.8]
9  être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3]
10  être timide, avoir honte [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  11  fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
12  Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
13  nahatsiaro menatra izany izahay [2.472]
14  menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3]
15  tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3]
16  aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Relative verbs :
23  Names :
Analogs  24  kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word menatra

Anagrams  28  manetra, manetrà, menatra

Updated on 2023/07/13