|
|
|
|

Entry (1/3)1  adidy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana [1.1]
5  Henatra, andraikitra [1.1]
6  Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany [1.1]
7  Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1]
8  Zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13]
Explanations in English  9  Responsibility; blame, censure [1.2, 1.7]
10  Something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2]
Explanations in French  11  Devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
12  Responsabilité [1.3, 1.8, 1.5]
13  Blâme, censure [1.3, 1.8]
Examples  14  Adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3]
15  Adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3]
16  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
Morphology 
17  Simple :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Nouns :
Synonyms  22  fondro, soketa, tsiny
Compound words 
Titles 
Proverbs  28  Proverbs containing the word adidy

Entry (2/3)29  adidy (didy)
Part of speech  30  passive verb
Explanations in Malagasy  31  Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1]
Explanations in English  32  Used of that with which anything is cut [1.2#114]
Explanations in French  33  Avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3]
Morphology 
34  Present :
35  Past :
36  Future :
37  Imperative :
Proverbs  38  Proverbs containing the word adidy

Entry (3/3)39  adidy
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  Fanambarana fa tanin'olona, kalo [1.78]

Updated on 2024/01/26