Entry (1/4) | 1 -tsiny |
Part of speech | 2 morphological form of siny |
Entry (2/4) | 3 tsiny |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony 6 ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io 7 kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao [1.1] |
Explanations in English |
8 blame, fault, reproach [1.7] |
Explanations in French |
9 blâme, censure [1.3, 1.8] 10 culpabilité, défaut [1.3] 11 faute [1.8] |
Vocabulary |
12 Philosophy |
Synonyms | 13 adidy, soketa, fondro |
Analogs | 14 teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondro, heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tsiny |
Entry (3/4) | 22 tsiny |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [1.1] |
Explanations in French |
25 action de reforger et do retremper les outils émoussés [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 27 tsiny |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur (Andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Anagrams | 31 intsy, -tsiny, tsiny, intsy, -tsiny, tsiny |
Updated on 2023/06/08 |