Entry 1/2 lamba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1]
Explanations in English The usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2]
 Woven cloth; clothing [1.7]
Explanations in French Tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8]
 Tissu [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Titles Lamba
Toponyms 
Proverbs 

Entry 2/2 Lamba
Elementary words lamba
Part of speech name (book title)
Author Rabemananjara Jacques
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/07/13