|
|
|
|

Entry1  zenizeny
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Botribotry, fohy mibotetateta
4  [1.69#1153] bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta
Examples  5  [2.4] Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana.
Root  6  zeny
Derivatives 
7  Names :
8  Adjectives :

Updated on 2025/01/21