|
|
|
|

Entry1  bozenizeny
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo
4  [1.62#218] vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina
Examples  5  [2.356] Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy.
Root  6  zenizeny

Updated on 2024/12/11