Entry (1/2) | 1 zeny |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1] 4 botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: boZEny [1.62#1153] |
Explanations in English |
5 dwarfish [1.7] |
Explanations in French |
6 rabougri [1.3#871, 1.8, 1.5#347] 7 nain; chétif [1.3#871] |
Examples |
8 Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150] 9 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 zeny |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in English |
13 dwarf [1.7] |
Explanations in French |
14 nain [1.8, 1.5#347] |
Updated on 2021/01/16 |