Entry | 1 zazahova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo |
Examples |
4 [2.69#] Mangataka arahaba, toa zazahova. 5 [2.508#] Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. |
Vocabulary |
6 Sociology |
Elementary words | 7 zaza, hova |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word zazahova |
Anagrams | 10 vazahazo, zazahova |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |