|
|
|
|

Entry1  zaza natsangana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana
Elementary words  4  zaza, atsangana

Updated on 2024/12/07