Entry | 1 atsangana |
Root | 2 tsangana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io 5 Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena 6 Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word atsangana |
Updated on 2023/01/20 |