Entry (1/2) | 1 zavatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana 4 Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana 5 Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra 6 Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io [1.1] |
Explanations in English |
7 a thing [1.7] |
Explanations in French |
8 chose; objet [1.3#870, 1.8] 9 le beau, le parfait, le principal [1.3#870] 10 objet appartenant à autrui ou à soi, chose [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
11 zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana [2.470] 12 Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony [2.472] 13 Ary ny mpitondra zavatr' andriana: [2.48] 14 Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 raha |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 44 Proverbs containing the word zavatra |
Entry (2/2) | 45 zavatra |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in Malagasy |
47 Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo [1.1] |
Explanations in English |
48 a spirit of some sort [1.7] |
Explanations in French |
49 fantôme [1.3#870, 1.8] 50 sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant [1.3#870] 51 esprit [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 56 Proverbs containing the word zavatra |
Updated on 2023/06/05 |