Entry | 1 akoran-javatra |
Elementary words | 2 akora, zavatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1] 5 akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13] |
Explanations in French |
6 matières premières [1.13] |
Vocabulary |
7 Economy: (in general) |
Synonyms | 8 akoram-bokatra, akoran-draha |
Updated on 2023/12/12 |