Entry | 1 zavamiaina |
Elementary words | 2 zavatra, miaina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1] |
Explanations in French |
5 être vivant, organisme [1.13] |
Examples |
6 dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#] |
Vocabulary |
7 Biology |
Synonyms | 8 zavamananaina |
Compound words |
|
Updated on 2024/08/13 |